Hankany amin'ny vontoatiny

Zo hitokona

Avy amin'i Wikipedia

Ny zo hitokona dia zon' ny mpiasa iray hampiato ny asany mba hiarovany ny tombontsoany na hanehoany ny tsy fitovian-kevitra. Ny zo hitokona dia fehezin' ny fitsipika manokana ho an' ny firenena na fanjakana tsirairay. Any amin' ny ankamaroan' ny firenena eorôpeana dia voafetra ihany koa ho an' ny mpiasam-panjakana noho ny tokony hisian' ny fitohizan' ny asam-panjakana sy mba hiantohana ny fampandehanana araka ny tokony ho izy ny tolotra heverina ho tena ilaina.