Aller au contenu

Zipora

Avy amin'i Wikipedia
Zipora, pitsopitsony avy ao amin’ny Sandro Botticelli, t. 1480

I Zipora dia voatonona ao amin’ny Bokin' ny Eksôdôsy ho vadin’i Mosesy, ary zanakavavin’i Jetro, mpisorona sady andrianan’ny Midiana.

Izy no renin'ny zanak'i Mosesy roa lahy: Eliezera sy Gersoma.

Ao amin’ny Bokin' ny Tantara, dia voatonona ny roa tamin’ireo zafikeliny: Seboela, zanak’i Gersoma; ary Rehabia, zanak'i Eliezera.