Aller au contenu

Zebra-tany lemaka

Avy amin'i Wikipedia
Zebra-tany lemaka

Ny zebra-tany lemaka (Equus quagga, Equus burchellii taloha) no karazana zebra mahazatra indrindra sy miely patrana eo amin'ny ara-jeografika. Mizarazara ny faritra misy azy, saingy mivelatra amin'ny ankamaroan'ny faritra Afrika Atsimo sy atsinanan'i Afrika atsimon' i Saharà. Subspesies enina na fito no fantatra, anisan'izany ny koaga izay noheverina ho karazana miavaka.