Zea
Fiseho
Ny Zea dia antokon-javamaniry tokan-dravin-tsimoka, mamony, ao amin' ny foko Andropogoneae, ao amin' ny zana-pianakaviana Panicoideae, ao amin' ny fianakaviana Poaceae. Ity antoko ity dia ahitana karazana vitsivitsy avy any Meksika, ka ny malaza indrindra dia ny Zea mays (katsaka), izay iray amin' ny voly manan-danja indrindra ho an' ny olombelona manerana ny ampahany be amin' ny Tany. Ny karazana tsy famboly efatra dia fantatra amin' ny anarana hoe "teosintes" ary teratany any Mesôamerika.

Ireto ny karazana dimy ekena:
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Hordeum (ahitana ny vary hôrdea na vary ôrza)
- Triticum (varimbazaha)
- Oryza (vary)
- Sorghum (ampemby)
- Pennisetum
- Tripsacum