Zazalahindrano
Fiseho

Ny zazalahindrano dia zavamananaina anaty rano resahina ao amin' ny angano sy lovantsofina, izay manana loha sy vatana mitovy amin' ny an' ny lehilahy nefa misy rambon-trondro manomboka eo amin' ny andilana. Indraindray ny zazalahindrano dia lazaina horatsy tarehy ary indraindray koa ho tsara tarehy.