Zazakely
Fiseho

Ny zazakely dia zaza amin'ny taona voalohany amin'ny fiainany.
Aorian'ny fahaterahana dia omena rononon-dreny ho azy ny tanora, na amin'ny fampinonoana na minono amin'ny nono vavy.
Na izany aza anefa, zazakely menavava vao teraka an-tapitrisany maneran-tany no tsy manam-bintana ka teraka ao anatin’ny toe-javatra ratsy.
Aty Madagasikara tamin'ny taona 2018, fahafatesana zaza vao teraka (latsaky ny 28 andro) miisa 17 671 no naharaisana tatitra.
Amin'ireo zaza ireo, ny ankamaroany dia maty nohon’ ny antony izay afaka nosorohina, toy ny fahaterahana tsy tonga volana, ny fahasarotana mandritra ny fiterahana, na ny otrikaretina toy ny "septicémie" (otrik’aretina naelin’ny ra hanenika ny vatana).