Zavamaniry mianika
Fiseho
Ny zavamaniry mianika dia izay zavamaniry afaka maniry sy mitombo mitsangana amin' ny alalan' ny fiankinana na fifikirana na fihodinkodinana amin' ny tohana mitsangana, matetika zavamaniry hafa. Anisan' ny endrika zavamaniry mianika ny vahy.