Hankany amin'ny vontoatiny

Zavamananaina bitika

Avy amin'i Wikipedia

Ny zavamananaina bitika, na mikraoba, na mikrôba dia zavamananaina farany kely izay tsy hita raha tsy jerena amin' ny alalan' ny mikrôskôpy, izay mety misy amin' ny endriny manana sela tokana na fivondronana sela. Betsaka amin' ireo zavamananaina ireo no tsy hita raha tsy jerena amin' ny alalan' ny mikrôskôpy, izany hoe biby sy holatra ary lomotra bitika sasany.