Zato
Fiseho
Ny zato dia isa nanahary manaraka ny 99 ary mialoha ny 101. Ny zato dia aseho amin' ny tarehimarika arabo 100 sy amin' ny tarehimarika rômanina C. Ny 100 dia ny toradroan' ny 10 (102).. Ny 100 no fototry ny isan-jato ( %, midika hoe "amin' ny zato"), ary ny 100 % dia fitambarana feno.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- aotra/zerô - isa/iray/iraika - roa - telo - efatra - dimy - enina - fito - valo - sivy
- folo - roapolo - telopolo - efapolo - dimampolo - enimpolo - fitopolo - valopolo - sivifolo
- zato - arivo - alina - hetsy - tapitrisa - lavitrisa
- Fanisana amin' ny teny malagasy - isa - tarehimarika - mpamaritra isa
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Andriamihaja Solonavalona, "Fanisana vaovao", tenymalagasy.org
- "Manisa", motmalgache.org