Hankany amin'ny vontoatiny

Zana-tangozam-bony

Avy amin'i Wikipedia
Vondrombonin' ny Delphinium nuttallianum ahitana zana-tangozam-bony isaky ny vony

Ny zana-tangozam-bony na zana-tangozam-boa dia taho kely izay mitondra vony tsirairay ao amin' ny vondrombony na vondromboan' ny zavamaniry sasany. Mety tsy manana ny vony ao amin' ny vondrombonin' ny zavamairy sasany. Ny taho na sampana mitondra ny vondrombony na ny vondromboa iray manontolo dia antsoina hoe tangozam-bony na tangozam-boa. Mety hanana braktea iray na maromaro ny zana-tangozam-bony na zana-tangozam-boadia.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]