Zafisambo Ruphin
Zafisambo Ruphin dia miaramila sy mpanao pôlitika malagasy, voatendry ho Praiminisitry ny Repoblikan'i Madagasikara tamin'ny 6 Oktobra 2025[1] hatramin'ny 20 Oktobra 2025.
Tantaram-piainana
[hanova | hanova ny fango]Zafisambo Ruphin Fortunat Dimbisoa dia miaramila malagasy nanomboka nianatra tany amin'ny Akademia miaramilan'Antsirabe izy tamin'ny 1991. Nohazony ny fanabeazana miaramila faharoa any Frantsa izy[2].
Namita ny fianarany tany Aljeria, Ary tany Montpellier any Frantsa, la namarana teto Madagasikara izy[3].
Voatendry izy tamin'ny 2019 ho sekretera jeneralin'ny governemanta izy, talohan'ny nahendry azy ho lehiben'ny birao miaramila tamin'ny Praiminisitra Christian Ntsay tamin'ny 2020[3][4].
Tamin'ny 6 Oktobra 2025, dia voatendry ho Praiminisitry ny Repoblikan'i Madagasikara izy, nandimby an'i Christian Ntsay izay nesorina tamin'ny toerany herinandro taloha[1]. Tamin'ny maha-zava-baovao ny fidirany, satria tsy nisy niandry ny anarany ho isan'ireo kandidà mety hitondra ny firenena[2].
Mpandimby: Herintsalama Rajaonarivelo
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- 1 2 "Madagascar president names military general as new prime minister" (in en). Reuters. 2025-10-06. https://www.reuters.com/world/africa/madagascar-president-names-military-general-new-prime-minister-2025-10-06/.
- 1 2 "Madagascar: le général Ruphin Fortunat Zafisambo nommé Premier ministre". RFI (in Frantsay). 2025-10-06. Retrieved 2025-10-06.
- 1 2 "Andry Rajoelina nomme un militaire comme Premier ministre, le général Ruphin Fortunat Zafisambo". Réunion la 1ère (in Frantsay). 2025-10-06. Retrieved 2025-10-06.
- ↑ Rakotoarivelo, Julian (2020-06-27). "Mahazoarivo : Un général à la tête du cabinet civil -". Midi Madagasikara (in Frantsay). Retrieved 2025-10-06.