Hankany amin'ny vontoatiny

Zôôlôjia

Avy amin'i Wikipedia
Jirafa (Giraffa camelopardalis)

Ny zôôlôjia na haiain' ny biby dia siansa mandinika ny biby. Ny manam-pahaizana manokana amin' ity taranja ity dia antsoina hoe zôôlôjista na zôôlôga na mpahay ain' ny biby.