Hankany amin'ny vontoatiny

Yulin (Guangxi)

Avy amin'i Wikipedia
Yulin
  Tanàna prefektiora  
Fisian'i Yulin ao amin'ny faritanin'i Guangxi
Fisian'i Yulin ao amin'ny faritanin'i Guangxi
Yulin is located in Sina
Yulin
Yulin
Fisian'i Yulin ao amin'ny faritanin'i Guangxi
Coordinates: 22°38′N 110°09′E / 22.633°N 110.150°E / 22.633; 110.150
Country Sina
Faritany Guangxi
Area
 - Total 4 957,2 sq mi (12 839 km2)
Population (2004)
 - Total 5,980,000
Time zone China standard time (UTC+8)
Kaody paositra 537000
Area code(s) 775
Website http://www.yulin.gov.cn/

Yulin (amin'ny fiteny sinoa 玉林;; pinyin: Yùlín) dia anisan'ny tanàna prefektiora 14 ao amin'ny faritany mizaka-tenan'i Guangxi, any Sina.

Fandraharahana

[hanova | hanova ny fango]


City:

Districts:

Counties:

Demografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny Mionisipaliten'i Yulin dia miisa 5,9 tapitrisa mponina eo ho eo, fa ny tanàna (samihafa amin'ny mionisipalite) dia miisa 8 hetsy mponina monja. Ny ankabeazan'ny mponina miaina ao dia avy amin'ny foko Han (fito amin'ny valo hetsy misy) ; ny foko sasany, toy ny Zhuang sy ny Miao mitambatra dia miisa iray hetsy.