Yulia Svyrydenko
Fiseho

Yulia Anatoliivna Svyrydenko (okrainina: Юлія Анатоліївна Свириденко; teraka ny 25 Desambra 1985 tao Tchernihiv) dia mpanao politika Okrainiana izay praiminisitra faha-19 ao Okraina nanomboka ny 17 Jolay 2025.
Talohan'izay, izy no praiminisitra lefitra voalohany ary Minisitry ny Fampandrosoana ara-toekarena sy ny Varotra nanomboka tamin'ny 2021, mandra-pisoloany an'i Denys Shmyhal ho praiminisitra ho anisan'ny fanovana governemanta naroson'ny Filoha Volodymyr Zelensky.
Praiministra Okraina
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Denys Shmyhal 2020-2025 |
Yulia Svyrydenko 2025- |
- |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Yulia Svyrydenko |