Ylias Akbaraly
Fiseho

I Ylias Akbaraly dia mpandraharaha malagasy manam-piaviana indiana, teraka tamin' ny 29 Desambra 1959. Izy no filohan' ny orinasa vovonana Redland amin' izao fotoana izao, araka ny voalazan' ny gazety Forbes, izy no olona manankarena indrindra eto Madagasikara, ary olona fahadimy manankarena indrindra aty Afrika atsimon' i Sahara miteny frantsay.