Yenisei
Fiseho


Ny Yenisei (rosiana: Енисей) dia renirano any Siberia, Azia, ary izy no lava indrindra amin'ireo renirano rehetra mikoriana any amin'ny ranomasina Arktika. Miforona ao amin'ny Repoblika Mizaka Tenan'i Tuva izy io noho ny fihaonan'ny Yenisei Lehibe sy ny Yenisei Kely, ny voalohany dia miainga eo amin'ny tehezan-tendrombohitra atsimon'ny Tendrombohitra Sayan amin'ny 97° 30' E sy 52° 20' N ary ny faharoa kosa mipoitra avy amin'ny honahona kilometatra vitsivitsy andrefan'ny Farihin'i Khobso-Gol any avaratra andrefan'i
Mongolia.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Yenisei River |