Xiomara Castro
Fiseho
| Xiomara Castro | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Xiomara Castro | ||
| Teraka | 30 Septambra 1959 | ||
| Toerana | Santa Bárbara | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Iris Xiomara Castro Sarmiento, (teraka ny 30 Septambra 1959 tao Santa Bárbara), fantatra ihany koa amin'ny anarany ara-panambadiana hoe Xiomara Castro de Zelaya, dia mpanao politika sy mpandraharaha Hôndorasy, izay efa filoha faha-39 an'i Hôndorasy nanomboka tamin'ny taona 2022.
Izy no filoha vehivavy voalohany tao amin'ny firenena.
Filohan'i Hondorasy
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Juan Orlando Hernández 2014-2022 | Xiomara Castro 2022-2026 | Nasry Asfura 2026- |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Xiomara Castro |