Hankany amin'ny vontoatiny

World Checklist of Selected Plant Families

Avy amin'i Wikipedia

Ny World Checklist of Selected Plant Families (na WCSP) dia programa fiaraha-miasa iraisam-pirenena izay manome ny hevitra farany neverina nodinihina sy navoaka momba ny anarana siantifika ekena sy ny anarana mitovy hevitra anondroana ny fianakavian-javamaniry voafantina. Tantanan' ny Royal Botanic Gardens - Kew ity angona ity izay azo idirana amin' ny Internet, ahafahana mikaroka ny anaran' ny fianakavian-javamaniry sy ny vondron-karazan-javamaniry ary ny karazan-javamaniry. Nanomboka tamin' ny taona 2023 ny tranokalan' ny WCSP dia mitondra mankany amin' ny tranokalan' ny Plants of the World Online.