Wikipedia amin' ny teny maltey
Fiseho

Ny Wikipedia amin' ny teny maltey (maltey: Wikipedija Malti) dia Wikipedia amin' ny fitenim-paritra arabo ampiasaina any Malta: ny fiteny maltey. Natomboka amin' ny fomba ôfisialy tamin' ny Jolay 2004 izy io ary nanomboka niasa tamin' ny Septambra 2004. Ny kaody dia mt. Tamin' ny 28 Jolay 2025, ity Wikipedia ity dia misy lahatsoratra 7 457 ary misy mpandray anjara 25 620, anisan' izany ny mpandray anjara mavitrika 42 sy ny mpitantana 4.
Antontanisa
[hanova | hanova ny fango]- Tamin' ny Avrily 2015 dia nanana lahatsoratra maherin'ny 3 100 sy mpampiasa voasoratra anarana 10 000 ny Wikipedia amin' ny teny maltey.
- Tamin' ny 14 Oktobra 2022 dia nisy lahatsoratra 4 964 ary manana mpandray anjara 20 404, izay misy mpandray anjara mavitrika 37 sy mpitantana 5.
- Tamin' ny 4 Septambra 2024 dia nisy lahatsoratra 6 774 ary manana mpandray anjara 23 897, anisan' izany ny mpandray anjara mavitrika 49 sy mpitantana 4.
- Tamin' ny 28 Jolay 2025, ity Wikipedia ity dia misy lahatsoratra 7 457.