Wikipedia:Wikitetikasa 2009

Avy amin'i Wikipedia
  

Hafatra amin'ny pejy fandraisana (ovay)

Wikipedia:Wikitetikasa /2024


Ity ny tanjona 2009 ho an'ny wikipedia malagasy ; Milisitra eto daholo ny takelaka ilaina amin'ny teny malagasy :

Ity ny tena tanjon'ity wikitanjona ity :

  • Manakatra 2000 takelaka vangovango (amban'ny 800 oktety) na 100 takelaka tsara (miaotra 4000 oktety, misy sary maro, misy rohy ivelany sy anatiny). Ataontsika mandritrin'ity taona ity hatramin'ny 31 Desambra 2009 izy io.

fepetra : Afaka mandray anjara eto daholo ny mpikambana eto amin'ny wikipedia malagasy. Ary vao maika tsara raha miteny gasy ireo mpikambana ireo.
Soraty eto ambany ny mpikambana nanoratra anarana. Ra tsy mpikambana eto amin'ny wikipedia ianao, afaka manokatra kaonty vaovao, rehefa vita izany, asivo tilda telo (~~~) eto ambany.

Lisitra ny mpikambana nanoratra anarana mandray anjara

Ny votoatiny (ara-daharam-pahamehana)

  • Tokony miaraka hanombohana ny takelaka momban'ny tanàna, ny toe-tany sy ny tantaran'i, Madagasikara.
  • Manampy sy mameno ny lisitra ny firenena eto an-tany amin'ny teny gasy avy amin'ny wikipedia afa (frantsay, Anglisy, Espaniola sns...)
  • Mamorona ny takelaka miresaka momba ny Siansa (Fanisàna, Fizika, Simia sns...)


Ovay ity pejy ity raha manana hevitra hafa ianao. (aza matahotra ny hanimba an'ity pejy ity)