Wikipedia:Lahatsoratra tsara
Apparence
Ny lahatsoratra tsara dia tsy maintsy lahatsoratra
- Voasoratra tsara, voaitatra, feno ary manana fijerena tsy mitongilana.
- Voasoratra tsara dia midika tsy misy teny diso tsipelina (na teny diso tsipelina vitsivitsy), manarana ny fitsipika tipôgrafika.
- Manaraka ny fitsipi-panoratana eto amin'ny wikipedia.
- Fampidirana vita paragrafy fohy, manomana ny mpamaky hamaky ny antsipirihan'ilay lahatsoratra
- Fizarana mazava tsara
- Votoatiny, tsy dia ngeza loatra.
- Tokony manana sarisary manam-pifandraisana amin'ny zavatra resahina. Misy ny famisavisana na fanazavana, tsy lava loatra. Sarisary manara-dalàna (tsy nangalarina teny amin'ny sehatra hafa).
- Lava tsara, misy fifandraisana amin'ny lohatenin'ilay lahatsoratra.