Wikipedia:Fivoarana/*/Toska

Avy amin'i Wikipedia


Toska, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Iray amin'ireo karazam-poko lehibe ao Albania, raha [[Gega]] ilay karazana iray. 
Mandrakotra ny tapany atsimon'i Albania izy ireo (atsimon'ny ony [[Shkumbin]]), [[Epiro]] ary ny tapany atsimon'i [[Masedoana]].

Noho ny tapany atsimo manakaiky an'i [[Italia]] sy [[Gresy]] dia manana toe-tsaina misokatra kokoa amin'ny any ivelany ny Toska raha oharina amin'ny Gega.

Ortodoksa ny ankamaroan'izy ireo, ary ireo mponina orotdoksa vitsy an'isa (20 %) ao amin'io firenena io dia saika any atsimo avokoa