Wikipedia:Fivoarana/*/Tamba-nosy
Fiseho
Tamba-Nosy, tamin'ny 23 Jolay 2011
[hanova ny fango]> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Ny '''tamba-nosy''' dia entina iantsoana [[nosy]] maromaro mifanakaiky, sy toa mitambatambatra mihitsy aza. == Karazana tamba-nosy == Ny tamba-nosy dia hita eny anivon-dranomasina ; ambin'ny ankapobeny, mety nosy kely misy manodidona nosy ngezangeza kokoa ny tamba-nosy. Ohatra, misy nosy 700 izao manodidon'ny Scotland. Avy amin'ny volcan ny ankabeazan'ny tampa-nosy, na hotspot no manao azy, na zone de subduction. Ny tamba-nosy ngeza indrindra fantatsika izao dia ny Indonezia, ny Japana, ny Fil