Wikipedia:Fivoarana/*/Solosaina

Avy amin'i Wikipedia


Solosaina, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Personal computer, exploded.svg|300px|ankavanana|thumb|Ny solosaina]]

Ny '''solosaina''' na '''kompiotera''' na '''ordinatera''' dia milina elektrônika mandeha amin'ny famakiana tsirairay ny vondrombaiko mampanao azy tao ara-lojika ary aritmetika eo amina isa roa fototra.

Ny fampahalalana havadibadika dia azo na amin'ny famakiana ny tadidy, na amin'ny famakiana ireo mpanorina ivelany (device) mamadika ireo fampahalalana isan-karazany ho isa roa fototra (fihetsiky ny voalavo, bokotra voa