Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Fivoarana/*/Sinôgrama notsorina

Avy amin'i Wikipedia

Sinôgrama Notsorina, tamin'ny 23 Jolay 2011

[hanova ny fango]
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''sinôgrama notsorina''' na soratra sinoa notsorina dia anisan'ny fomba fanoratana ny [[fiteny sinoa]]. Izy ireo dia ampiasaina ao amin'ny [[Repoblika entim-bahoakan'i Sina]] sy any [[Singapaoro]]. Izy ireo dia samihafa amin'ny sinograma nentindrazana ampiasaina any Hong Kong, Macao, Taiwan ary any Japana (hijery ny lahatsoratra [[kanji]] ho an'ny fampiasana ny sinôgrama amin'ny fiteny japoney).

Ny sinograma notsorina dia tenenina hoe 简化字 (簡化字) ou 简体字 (簡體字) ; [[hanyu pinyin]] : ''jiǎnhuàzì