Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Fivoarana/*/Siansa ara-tsosialy

Avy amin'i Wikipedia

Siansa Ara-Tsosialy, tamin'ny 23 Jolay 2011

[hanova ny fango]
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''siansan' olombelona''' sy ny''' siansa ara-tsosialy''' na '''siansa ara-piara-monina'''' dia vondron-taranja siantifika mandinika ny toetra sosialy sy ny zava-misy amin'ny olona. Ampififanohirana amin'ny siansa natoraly sy ny siansa marina ny siansa sosialy. 

Ny taranja voasokajy amin'ny siansa ara-tsosialy dia ny tantara sy ny filôzôfia

Araka ny dika notsorina avy amin'ny rakibolana, ny siansan' olombelona dia mandinika ny kolontsain'ny olomebola, ny tantarany, ny zava-bitany, ny fomba