Wikipedia:Fivoarana/*/Shkumbin

Avy amin'i Wikipedia


Shkumbin, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Image:180px-Shkumbin.jpg|ankavia|Shkumbin]] '''Shkumbin''' dia [[ony]] miainga avy any [[Masedoana]] ankehitriny, manavatsava ny firenena albanezy ka manasaraka mazava ny tapany avaratra sy atsimon'i Albania. 

Azo lazaina fa tena manan-danja eo amin'ny [[kolotsaina]] albanezy tokoa izy io, indrindra eo amin'ny fiteny satria Albania dia manana fitenim-paritra roa miavaka tsara : ny [[gega]] any avaratra, ary ny [[toska]] any atsimo.

[[sokajy:renirano any Masedoana]]

[[bg:Шкумбини]]
[[ca:Genu