Wikipedia:Fivoarana/*/Sakalava

Avy amin'i Wikipedia


Sakalava, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''Sakalava''' dia anaran'ny foko lehibe any amin'ny [[faritra]] andrefana, avaratra-andrefana ary atsimo-andrefan'i [[Madagasikara]]. Miainga avy any [[Ampasimena]] (avy any avaratra) no manomboka ny foko Sakalava, ka mianatsimo mihazo an'[[Analalava]], [[Mahajanga]], [[Besalampy]], [[Maintirano]], [[Morondava]], [[Morombe]] ary [[Toliara]]. Ireo foko mifanila vodirindrina aminy kosa dia ny [[Antakarana]] any avaratra ; ny [[Tsimihety]], ny [[Merina]] ary ny [[Betsileo]] any atsinanana ; ny