Wikipedia:Fivoarana/*/Rotaka tamin'ny taona 2009
Fiseho
Rotaka Tamin'Ny Taona 2009, tamin'ny 23 Jolay 2011
[hanova ny fango] > Lanja manontolo : 0
> Santiona soratra 500 voalohany :
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Misy [[rotaka]] mandoro any [[Madagasikara]] tamin'ny sasaka faran'ny volana [[Janoary]] 2009. Mifanohitra Andriamatoa isany Be'ny Tanànan' [[Antananarivo]] [[Andry Rajoelina]] sy ny Filoham-pirenena [[Malagasy]] [[Marc Ravalomanana]]. Miteny Andriamatoa Andry Rajoelina fa hoe lasan'Andriamatoa Ravalomanana ny toekarena malagasy ary mampiasa basy izy mba hiadana ny fihetsehany.
Lazain'ny mpanohana an'Andriamatoa Rajoelina fa ny anton'ny rotaka dia noho ny fanapahan-k