Wikipedia:Fivoarana/*/Rindrin'i Berlin
Fiseho
Rindrin'I Berlin, tamin'ny 23 Jolay 2011
[hanova ny fango]> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Ny alin'ny [[12 aogositra]] [[1961]] no nananganan'ny [[Alemaina|Repoblika Demokratikan'i Alemaina]] ny '''rindrin'i [[Berlin]]''', mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny [[Alemaina|Repoblika Federalin'i Alemaina]]. Ny [[Fifanarahan'i Varsovie]] dia isan'ny nanome vahana ny fananganana io "rindrina" io, satria ho an'i Alemaina atsinanana dia fiarovany amin'ny fanafihana sy mety ho fidirana an-keriny ataon'ny tafika avy ao andrefana izy io. Tsy rindrina fe rindrina fotsin