Wikipedia:Fivoarana/*/Montgomery, Alabama
Fiseho
Montgomery, Alabama, tamin'ny 22 Jolay 2011
[hanova ny fango]> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Ny [[Montgomery]] dia [[renivohitra]] ny [[firenena]] ny [[Alabama]], any [[Etazonia]], izy no tanàna faha roa ngeza indrindra ao Alabama, (201 498 mponina). Izy no renivohitra ny ''County of Montgomery''. Fantatsika ny tanàna ny Montgomery tamin'ny zavatra nataony tamin'ny [[Ady ho an'ny fisaràna Amerikana]] ([[1861]]-[[1865]]) sy ny fihetsehany tamin'ny taona 1950-1960, ho an'ny fiadina mba tsy hisy fanavakavaham-bolon-koditra, otran'ny [[Boycott]] ny tetitsipika ny Bus ny tanàna == Tantara