Wikipedia:Fivoarana/*/Karbônina

Avy amin'i Wikipedia


Karbônina, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''karbonina''' (/{{api|kar'bon:}}/) dia zavatra simika manana eva C ary manana lahatra atômika 6. Ny lanja atômikany dia 12,0107. 

Efa nisy teto an-tany ny karbonina hatry ny fisian'ny [[masoandro]] : vita avy amin'ny niokleôsintezin'ny kintana nipoaka ny karbonina talohan'ny fiforonan'ny masoandro sy ny fajiry. Ny [[petraka]] (sediment), ny [[arin-tany]], ny [[solitany]], ny [[manjarano]] (amin'ny [[pensily]]) ary ny diamondra. Ny diamondra mety misy anatin'ny [[kimberlita]]n'ny afotroa, i