Wikipedia:Fivoarana/*/Imerina-Ambaniandro

Avy amin'i Wikipedia


Imerina-Ambaniandro, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ralambo (1575-1610), no namorona ny teny hoe '''Imerina-Ambaniandro''' teo [[Ambohidrabiby]], izay renivohim-panjakany.

Roa amby roapolo km miala an'[[Antananarivo]] amin'ny làlana mankany [[Anjozorobe]] no misy an'Ambohidrabiby, vohitra miorina eo antampon-tendrombohitra efa hatramin'ny taonjato faha-16.

Teo Ambohidrabiby no namorona sy nametraka soatoavina maro i Ralambo sy ny Andriandoriamanjaka, mpanolotsainy, koa isan'izany ny anarana hoe " IMERINA-AMBANIANDRO". 

Raha sendra nitaninandro