Wikipedia:Fivoarana/*/Hasina

Avy amin'i Wikipedia


Hasina, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''hasina''' dia manana heviny efatra loha teo amin'ny Ntaolo: 

1)Hery tsy hita maso ny hasina ka ireo andriana, mpanandro, mpisikidy,sy ireo  zavaboaharin'andriamanitra toy ny zazavavindrano, kalanoro, vazimba, ireo sampy, sns...izay afaka manova ny fiainan'ny olombelona no heverin'ny ntaolo ho manana azy. Marihina fa ny loharanon'io hery io dia Andriamanitra andriananahary sy ny razana. Araka ny lovantsofina teo amin'ny andriana anefa, ny hasina amin'ny andriana dia avy amin'ny zanak'andri