Wikipedia:Fivoarana/*/Flip-flop
Fiseho
Flip-Flop, tamin'ny 22 Jolay 2011
[hanova ny fango] > Lanja manontolo : 0
> Santiona soratra 500 voalohany :
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Ny '''flip-flop''' (avy amin'ny fiteny anglisy), dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.
Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatry ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).
Foto