Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Fivoarana/*/Fiteny tagalaogy

Avy amin'i Wikipedia

Fiteny Tagalaogy, tamin'ny 22 Jolay 2011

[hanova ny fango]
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''fiteny tagalaogy''' dia fiteny iray tenenina any avaratr’i [[Filipina]], ao amin’ny faritra manodidon’ny renivohitr’i Filipina, [[Manila]]. Io fiteny io dia fiteny niavian’ny fiteny filipino, teny ofisialin’i Filipina. Olona roapolo tapitrisa eo ho eo no nibe tamin’io fiteny io ary ny isa manontolon’ny olona miteny tagalaogy (ary filipino) dia misy eo amin’ny sivipolo tapitrisa eo ho eo.

Ny fiteny filipino dia fiteny ao amin’ny vondrom-piteny aostronezianina izay vondrom-piteny isian’ny f