Wikipedia:Fivoarana/*/Fiangonana Katolika

Avy amin'i Wikipedia


Fiangonana Katolika, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == Ny niandohany ==
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be tany teto [[Madagasikara]]. Fivavahana voalohany eto [[Madagasikara]]raha ny habetsahan'ny mpino no jerena ny '''[[Fiangonana]] Katolika'''. Mampiavaka ny fiangonana Katolika koa ireo Trano Fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny fiangonana Katolika.

== Fivoarany ==
Niroborobo tokoa ny fiangonana