Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Fivoarana/*/Fanjakan'i Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia

Fanjakan'I Madagasikara, tamin'ny 22 Jolay 2011

[hanova ny fango]
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Araka ny Teny Fikasan'Andriamanitra dia hajoron'Andriamanitra eto amin' ny tany sy ny firenena ny  Fanjakan'i Madagasikara, fanjakam-pisorona. Tapitra tamin' ny 17 marsa 2009 teo ny rafitra repoblikana. Miova ny tantara. Mivadika ny pejy. Izany Fanjakan' i Madagasikara izany dia miainga amin'ny Lalàm-Panorenana vaovao miori-paka sy manaja an' i Zanahary, ny Tantara, ny Soatoavina ary ny Kolotsaina eto Madagasikara, mba hisian’ ny tena fampandrosoana marina, azo antoka, mirindra, mifandanja, isam