Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Fivoarana/*/Fandikana ataon'ny milina

Avy amin'i Wikipedia
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{Orphan|date=Martsa 2010}}
Ny fiteny hoe « '''Fandikana ataon'ny milina''' » dia midika fandikana manontolo ny lahatsoratra (na resaka audio, mivantana, na misy elanelana) amin'ny alalan'ny rindrankajy informatika izay na maro, tsy mila mpandika teny miasa. 
Lazaina koa fa fandikana ataon'ny milina ny fandikana atao miaraka amin'ny milina na ''traduction assistée par ordinateur'', eo ny fandikana mety atao tanana na mety ampian'ny milina.

Ny fandikana ataon'ny milina dia mbola tsy masaka, ary