Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Fivoarana/*/FANJAKAN’ I MADAGASIKARA

Avy amin'i Wikipedia
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 FANJAKAN’ I MADAGASIKARA:


Araka ny Teny Fikasan’Andriamanitra dia miditra amin’ ny dingana manaraka indray ny tantaram-pirenena. Tapitra tamin’ ny 17 marsa 2009 ny rafitra repoblikana teto Madagasikara. Mivadika ny pejy. Miova ny tantara. Hajoron’ Andriamanitra eto amin’ ny firenena ny FANJAKAN’ I MADAGASIKARA, Fanjakam-pisorona. Ary tsy misy olombelona na vondron’olona na firenena vahiny ahasàkana izany, hoy Ny Andriana RABARIOELINA Ndriana, Mpitarika ny Fihaonambe ny Ampanjaka sy ny Zanakand