Wikipedia:Fivoarana/*/Angôvo fosily
Fiseho
Angôvo Fosily, tamin'ny 21 Jolay 2011
[hanova ny fango]> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Ny atao hoe '''angôvo fosily''' dia angôvo alaina avy amin'ny vato avy amin'ny fôsilizasiôna ny zava-misy : [[solitany]], [[etona natoraly]] ary [[arintany]]. Izy ireo dia zava-bitsy eto an-tany raha oharina amin'ny angôvo sasany azo havaozina toy ny rivotra, ny [[angôvo hidirôlika]] sns. Rehefa doroana ireo vato ireo, dia manome [[etona mampafana ny rivotra]]. == Foronana == Nandritry ny andro jeôlôjika, latsaky ny 1%-n'ny [[zavatra ara-taova]] (biômasy) monja no rakotra teny ambanin'ny tany