Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Fivoarana/*/Andriana

Avy amin'i Wikipedia

Andriana, tamin'ny 21 Jolay 2011

[hanova ny fango]
 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 __TOC__

== Ny fivoaran'ny hevitry ny teny hoe « Andriana » ==

Raha ny arkeolojian'ny teny no jerena, ny teny hoe « '''Andriana''' » dia efa nampiasain'ireo  [[vazimba]]( anarana iantsoana ireo mponina taty anivontany talohan'ny nanjakan'i Rabiby sy Andriamanelo) efa hatry ny ela. Porofon'izany, maro ireo vazimba no ahitana ny teny hoe « andriana » amin'ny anarany. Manarak'izany, ny teny hoe « andriana » dia saika efa nampiasain'ny foko maro eran'ny madagasikara ary efa aman-jatotaona tokoa. Mi