Wikipedia:Fivoarana/*/Altostratus

Avy amin'i Wikipedia


Altostratus, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:AltostratusClouds.jpg|200px|ankavanana|thumb|Rahona altostratus]]

Ny '''[[rahona]] altostratus''' dia rahona ao amin'ny sokajin'ny rahona anivo. Ny haambon'ny altostratus dia misy 2400-6000 metatra eo ho eo. Ny Altostratus dia rahona mazavazava kokoa nohon'ny nimbostratus ary maizimaizina kokoa nohon'ny cirrostratus. Miampita ny Altostratus ny hazavan'ny masoandro, ary mandrakotra ny lanitra rehetra izy ireny matetika. Mitovy endrika amin'ny rahona stratus ny altostratus.

Mety mampitera