Wikipedia:Fijerena tsy mitongilana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
GreenPillar.png Fototra dimy YellowPillar.png
Wikipedia scale of justice.png Fijerena tsy mitongilana
Opca enciklopedija JLZ.jpg Ny tsy tokony ho wikipedia
Copyleft.svg GNU FDL/CC-BY-SA 3.0
Handshake (Workshop Cologne '06).jpeg Fahalalam-pomba
Lascaux2.jpg Torolalana azo tsy raharahina

Ny Fijerena tsy mitongilana dia torolalana lehibe amin'ny wikipedia. Amin'ny teny anglisy dia afohezina hoe NPOV ilay izy.

Ny Fijerena tsy mitongilana dia ny fijerena manaraka ny fahamarinan'ny hevitra. Ny fahamarinana dia tsy miankina amin'ny finoana na fahalalan'ny tsirairay fa ny lalàna voajanahary na lalàna iraisana tsy hazo hiadian-kevitra.


Lincoln memorial columns.jpg   Ity pejy ity dia mampiseho antsipirihany momba ny fototra iray amin'ny fototra dimy.

Miasa amin'ny wikipedia rehetra ny fototra dimy. Izy ireo no mandeha alohan'ny fitsipika hafa sy ny fepetra apetraky ny fikambanana.

Na dia azo atao aza ny manova ity pejy ityn tsara ampiasaina ny pejin-dresaka na ny Bistro aloha ny manova.