Wi-Fi

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Logo de la Wi-Fi Alliance

Ny Wi-Fi dia fitambaran'ny protokola izay mifandray tsy misy fehy na "file", izany hoe afaka mampifandray ireo ondy radiô sy ireo informatika : ny solosaina,finday ary ny fitaovana hafa ka tsy mila fampiasana fehy izy io. Misy sata mifehy azy ny wi-fi ka navondrona ao amin'ity IEEE 802.11 (ISO/CEI 8802-11) izany. Nohon'ny tombontsoa azo avy amin'io fitaovana io ny tsirairay dia afaka manorina ny rezô antranony ary azo ampifandraisana amin'ny solosaina maro na vata hafa izany. Ny tekinôlôjia ankehitriny koa dia tena mifantoka amin'ny fampiasana io fitaovana io.

Ny tantarany[hanova | hanova ny fango]

Ny Wi-Fi dia rezô aterineto tsy misy fehy ary azo ampiasain'olona rehetra.

Ny teny hoe wi-fi[hanova | hanova ny fango]

Avy amin'ny teny hoe (Wireless Fidelity) ny hoe wi-fi, izay nodinihina avy amin'ny hoe Hi-Fi (High Fidelity) efa nisy nampiasa io teny io tany amin'ny taona 1932, tamin'ny sehatra zava-maneno.
Nampiasaina tamin'ny sehatra ara-barotra ihany koa ny teny hoe wi-fi, nanomboka ny taona 1999.

Ny toetoetrany sy ny karazany[hanova | hanova ny fango]

Ny fivoarana sy ny fomba fampiasana[hanova | hanova ny fango]

Voka-dratsy entiny[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]