Wade-Giles

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fomba fandikàna ny fiteny Mandarina amin'ny abidy Latina iray ny Wade-Giles.

I Thomas Wade no namorona azy tamin'ny Endrika:Taonjato. Fa niovan'i Herbert Giles izy io tanatin'ny rakibolana Sinoa-Anglisy tamin'ny 1912. Niasa io fomba fandroratana teny sinoa io ao anatin'ny tontolo anglisy nandritra ny Taonjato faha 20.

Ankehitriny, ny Pinyin no tena miasa, ary io no fomba fanaovana transcription ofisialy ny Sina. Mampiasa ny Bopomofo i Taiwan.