Otus rutilus
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Vorondolo mena)

Ny Otus rutilus dia karazam-borona mpihaza amin' ny alina ao amin' ny fianakaviana Strigidae, ao amin' ny filaharana Strigiformes. Amin' ny teny malagasy dia atao hoe torotoroka ity vorona ity nefa tondroina amin' io anarana io koa ny Otus madagascariensis sy ny Athene superciliaris.

Mipetraka any amin' ny ampahany be amin' ny faritra atsinanana eto Madagasikara io vorona io. Tsy fantatra mazava ny fetran' ny faritra misy azy, satria mifanindry amin' ny an' ny Otus madagascariensis, izay noheverina fa mitovy aminy hatramin' ny ela.
Hita manerana an' i Madagasikara izy io, izay vao natambatra tamin' ny Otus madagascariensis (Otus rutilus madagascariensis), izay hatry ela no noheverina ho karazana misaraka aminy.