Hankany amin'ny vontoatiny

Vorondolo

Avy amin'i Wikipedia
Vorondolo

Ny vorondolo dia vorona isan-karazany ao amin' ny filaharana Strigiformes, izay ahitana karazana 254, ka mpihaza irery sy amin' ny alina ny ankamaroany, izay miseho amin' ny fijoro mahitsy, loha lehibe sy mivelatra, fahitana amin' ny maso roa, fandrenesana amin' ny sofina roa, hohon-tongotra maranitra ary volom-borona namboarina ho an' ny sidina mangina. Anisan' ny maningana ny vorondolo mivoaka andro sy ny vorondolo miara-miaina.

Mizara ho fianakaviana roa ny vorondolo: ny fianakavian' ny vorondolo mahazatra, Strigidae, sy ny fianakaviana Tytonidae. Ny vorondolo dia mihaza biby mampinono kely, bibikely ary vorona hafa, na dia misy karazany vitsivitsy aza no mahay mihaza trondro. Hita amin' ny faritra rehetra eto an-tany izy ireo afa-tsy any amin' ny saron-tendron-tany sy any amin' ny nosy lavitra sy mitoka-monina sasany.

Fianakaviana sy vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Asio madagascariensis
Asio capensis
Athene superciliaris

Fianakaviana sy vondron-karazana mbola velona

[hanova | hanova ny fango]
  • Strigidae
    • Aegolius
    • Asio
    • Athene (mety tafiditra ao ny vondron-karazana Speotyto sy Heteroglaux)
    • Bubo (parafiletika miaraka amin' ny vondron-karazana Nyctea sy Ketupa ary Scotopelia)
    • Glaucidium
    • Gymnasio
    • Gymnoglaux
    • Jubula
    • Lophostrix
    • Megascops
    • Micrathene
    • Ninox
    • Otus
    • Pseudoscops
    • Psiloscops
    • Ptilopsis
    • Pulsatrix
    • Strix
    • Surnia
    • Taenioptynx
    • Uroglaux
    • Xenoglaux

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
Tyto alba hypermetra
Tyto soumagnei
Otus rutilus
Otus madagascariensis

Indreto ny karazana vorondolo misy eto Madagasikara:

Tytonidae

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]