Vorona mpihaza
Fiseho

Ny vorona mpihaza na vorona mpiremby dia vorona isan-karazany mpihinan-kena izay manana vava maranitra sy afaka mandratra, sy hoho maranitra, ary fahitana tena tsara matetika ary mivelona amin' ny fihazana biby sy vorona sasany. Ny karazana voltora sasany koa dia manana fanamboloana tsara, izay tsy fahita amin' ny vorona hafa.
Ny vorona mpihaza amin' ny andro dia mivondrona ho filaharana roa (Falconiformes sy Accipitriformes) izay mitsinjara ho fianakaviana dimy, araka ny fanasokajiana klasika:

Ny vorona mpihaza amin' ny alina (vorondolo) dia ao amin' ny filaharana Strigiformes ary mizara ho fianakaviana roa: