Vontovorona
Fiseho
18°58′S 47°26′E / 18.967°S 47.433°E
| Vontovorona | ||
| Velarantany | NC | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 12 924 | |
| Ben'ny tanàna | Mendrika Rasolonirina[1] | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Antananarivo | |
| Faritra | Analamanga | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Vontovorona dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'Antananarivo Atsimondrano, ao amin'ny Faritra Analamanga, 18 km atsimo andrefan'ny renivohitra malagasy, Antananarivo
Eo Vontovorona no misy ny Oniversiten' Antananarivo.[2]
Lalana
[hanova | hanova ny fango]- Lalam-pirenena faha-1 mankany Tsiroanomandidy.